Dikan'ny teny : takoditra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ireo zavamaniry mamody, toy ny ovy, andrahoina miaraka amin'ny hodiny; ny voanjobory na ny voanjombazaha andrahoina aman-kodiny fa tsy voasana aloha. - t.i.f.: Takodirina, atakoditra, voatakoditra / manatakoditra, fanatakoditra , mpanatakoditra / anatakodirana, fanatakodirana / mitakoditra, fitakoditra / itakodirana, fitakodirana / mahatakoditra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel