Dikan'ny teny : takoritsoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny tsy atao ren'ny olona maro. ? Tsaho mandeha an-katakonana. • t.i.f : Mitakoritsoka. Ahitsio
2 a.: Zavamaneno akatroka mitovy feo amin' ny "castagnette": sotro hazo roa no tazonin'ny tanana ha-via ary atao mifampiankina ny vohony; sotro hazo iray hafa kosa no tazonin'ny ta-nana havanana eo amin'ny lelany, fa ny tahony no atsofoka sy avoaka eo anelanelan'ireo sotro roa voalohany ka manaraka ny ngadon-kira. Tsy mba maneno mafy fa toy ny mibitsibitsika fotsiny ny feon'ny sotro hazo, ka izany angamba no nanaovan'ny Ntaolo azy hoe takoritsoka; ankehitriny dia sotro vy no ampiasaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel