Dikan'ny teny : takovana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hatevenan-javatra betsaka mifanongoa. ? Takopery mifanosontsosona. * Teny enti-milaza ovana izay mivongovongo sy lehibe ny fijery azy. - t.i.f.: Atakovana, voatakovana / manatakovana, fanatakovana, mpanatakovana / mitakovana, fitakovana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel