Dikan'ny teny : talaho

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fangatahana arahim-piangav?ana fatratra; fangataham-pitahiana amin-Janahary ho ana marary, ho an' olona 'ndeha hivahiny: Resin'ny talahony aho ka nanaiky ihany tamin'ny farany. - t.i.f.: Talahoana, talahoina, atalaho, voatalaho, tafatalaho / mitalaho, fitalaho, mpitalaho / italahoana, fitalahoana / mahatalaho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel