Dikan'ny teny : talata

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Andro faharoa amin' ny herinandro, manaraka ny alatsinainy ary mialoha ny alarobia; fivoahan'ny Andriana taloha sy fananterana ny zavatr'andriana; ny talata no fivoahan'ny tafika amin'ny faritany marri, tsy fanao ny mamangy manjb talata. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel