Dikan'ny teny : tambatambazana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tambitamby) mt, ih. (tambatambazo): Safosafoina na tehatehafina malefaka: Tambatambazo io zaza io mba hangina ambara-pahatongan-dreniny. ? Kojikojena, anaovana teny malefaka na omena zavatra mba hitaomana hanao izay tian'ny tena: Notambatambazan'ny namany izy ka izariy no nahasimba azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel