Dikan'ny teny : tambesatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanindriana mafy eo ambony zavatra anankiray mba hampahavesatra azy kokoa. 6 Tambesarana, atambesatra, voatambesatra, tafatambesatra / manatambesatra, fanatambesatra, mpanatambesatra / anatambesarana, fanatambesarana / mitambesatra, fitambesatra, mpitambesatra / itambesarana, fitambesarana/ mahatambesatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel