Dikan'ny teny : tambezo

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tambezona a.: Hataka fatratra, fangatahana tsy misy fiatoana sy sesilany; tampesona; ambezo. - t.i.f•: Tambezoina, atambezo, voatambezo, tafatambezo / mitambezo, fitambezo, mpitambezo / itambezoana, fitambezona na itambezonana, fitambezonana / mahatambezo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel