Dikan'ny teny : tambitamby

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Safosafo na tehatehaka malefaka mitory fitiavana enti-manala alahelo na mamporisika sy mitaona hanao zavatra iray: "Bodo zatra tambitamby / sy tamàna angotingoty, / vao maraina dia somamby / izany andron'ny kamboty". (J.J. Rabearivelo) - t.i.f.: Tambatambazana, atambitamby, voatambitamby, tinambitamby / manambitamby, fanambitamby, mpanambitamby / anambatambazana, fanambatambazana 1 mitambitamby, fitambitamby, mpitambitamby / itambatambazana, fitamb?tambazana 1 mahatambitamby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel