Dikan'ny teny : tambolina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Sangodin-drivotra, na rano na vovoka. ? Enti-milaza zavatra mihorongorona lava, mitangolingolika. ? Mandalo, fitangolikoliky ny tsinay. - t.i.f• : Tambolenina, atambolina, voatambolina, tafatambolina / manatambolina, fanatambolina, mpanatambolina / anatambolenana, fanatambolenana / mitambolina, fitambolina / itambolenana, fitambolenana / mahatambolina / tambolimbolina / mitambolimbolina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel