Dikan'ny teny : tamika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitsihan'ny rano kely dia kely mivoaka aminjavatra (vato, fefiloha): Ny harena dia ohatra ny rano an-tami-bato: raha tazanina toa be, raha andraofana tsy ahazoana ohatrinona (ohab.). • t.i.f.: Manamika, fanamika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel