Dikan'ny teny : tamora

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Tonga mora, mihalemy, mihalefaka; mihembidy. - t.i.f.: Tamoraina, voatamora / manatamora, fanatamora, mpanatamora / anatamorana, fanatamorana / mahatamora. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel