Dikan'ny teny : tampenana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tampina) mt. ih. (tampeno): Asiana sarona, asaina akombona, terena hikombona: Tampeno ny vauan'io zaza io raha vao mitomany. / Tsy azonao tampenana tsy hahita ny marina ny masoko. ? Enti-milaza ny lamba misy loaka asiana tapa-damba kely mizaitra mba hanarona ny loaka: Tampa-no kely ity pataloako ity fa loaka. ? Asiana tsentsina ka tsy afa-mivoaka na miditra intsony (ny rano na ny rivotra): Tampeno io hirika io fa avy eo no miditra ny rance, ? Asiana sakana tsy hahafahana mampiasa ilay zavatra: Notampenan-dry zareo ato atsimo ilay lalankely mandalo eo an-tokotaniny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel