1 a.: Fomban-drandram-bolo fanaon'ny vehivavy any anivon-tany andavanandro; toy izao no fanaovana azy: zaraina amin'ny soritra afovoany ny volo ka mizara roa, dia atambatra amin' ny randran-telo ny laniny roa avy, ary dia ireo randrana ireo no atambatra ao ivoho.
Ahitsio