Dikan'ny teny : tandindomina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tandindona) mt. ih. (tandindomy): Alofana: Hotandindomin'io vato io ny trano ka ho maizimaizina. ?Tsindriana:Notandindomin'alahelo aho lahy hateloana taiohan'ny nahafatesany! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel