Dikan'ny teny : tandindona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Aloky ny te-na: Aza miady amin'ny tandindona. ? Sarin'ny tena jerena ao anaty fitaratra na ao anaty rano ka ninoan'ny Ntaolo fa fahitana ny fanahy: Voalazan'ny tantara fa nijery tandindona tany Anosifito Andrianampoinimerina andro uitsivitsy talohan'ny hahafatesany. ? Sary: Ny famonoana ny zanak'ondrin' ny Paka teo amin'ny Jody dia tandindon'ny sorona nataon'i Kristy tamin'ny na-ha fatesan y. - t.i.f.: Tandindomina, voatandindona / manandindona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel