Dikan'ny teny : tandomitra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tandomerina a.: Karazan'aretina mahatonga ny hoditra handrotsirotsy sy hivotrovotro mitapelaka noho ny fitohanana na koa matetika noho ny tsy fahazakan'ny tena karazan-kanina iray, toy ny trondro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel