Dikan'ny teny : tandra

Hampiditra dikany vaovao
1 Fiasana misy vavany roa mahazo mifanatona ary toa miketoka ka afaka mamia zavatra, ampiasaina hanongotam-pantsika na hitazonana ny vy mahamay hotefena. - t.i.f.: Tandraina, atandra, voatandra, tinandra / manandra, fanandra, mpanandra / anandrana, fanandrana. Ahitsio
2 (Btm) a.: Fanomezana mariky ny fifonana noho ny fahadisoana. Ahitsio
3 Fanomezana manokana omena zaza mbola tsy teraka na zaza marary mba hirariana na hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy. - t.i.f.: Tandraina, atandra, voatandra, tinandra / manandra, fanandra, mpanandra / anandrana, fanandrana. Ahitsio
4 (Ski) a.: Tolotra orne-na ny zanaka na ny zafy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel