Dikan'ny teny : tandrify

Hampiditra dikany vaovao
1 ppk.: Manatrika ny, mifanatrika amy: Tandrifin' ny lapan'ny tanĂ na no misy ny tranony. ? Sahaza, antonona: Tandrify ho vadinao io zazavauy io ka aza misalasala./Tandrify azy mihitsy ilay aga. (Tsara homarihina fa amin'ilay hevitra (1) dia tandrifin'ny, tandrifiko, tandrifinao, tandrifiny... no ampiasaina, fa amin' ilay hevitra (2) kosa, tandrify ny, na tandrify ahy, tandrify anao, tandrify azy..., ka fiteny diso ny hoe: tandrifin'azy). - t.i.f. : Tandrifina, atandrify, voatandrify / manandrify, fanandrify, mpanandrify / fanandrifiana, anandrifiana / mifanandrify / mahatandrify. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel