Dikan'ny teny : tandrina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiambenana, fiandrasana, fampifantohana ny saina amana eritreritra amin-javatra anankiray; fanarahana, fanatanterahana didy na lalàna: Ratsy tandrina ny nanaovany ny ankizy./A-taovy tsara tandrina ny didy. * t.i.f : Tandremana, atandrina, voatandrina / mitandrina, fitandrina, mpitandrina / itandremana, fitandremana 1 mahatandrina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel