Dikan'ny teny : tandroho

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana harona lehibe misy makarakara, vita amin'ny hazondrano ampifadidirina, ka atao fanihifana trondro na toho. (Mitovitovy amin'ny vovo ny tandroho, saingy toy ny sobiky ny bikany ary asaika ao anaty rano no faka hazandrano aminy, fa tsy mba apetraka fotsiny "miandry mahazo" ao anaty rano tahaka ny vovo; atao hoe manihika ny maka hazandrano amin'ny tandroh o ). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel