Dikan'ny teny : tanehina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tanika) mt. ih. (taneho): Handroina na andrahoina: Taneho aloha ny hena. ? Ampangotrahina: Tanehina ny ranombary vao arotsaka ny vary. ? Empoina: Tanehin'ny hainandro ny ranonando ka levona antoerana. ? Zohina sy enjehina tsy an-kijanona, tanarahina: Tanehin'ny tompon--trosa Rangahy iny ka mila ho voa ny lohany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel