Dikan'ny teny : tangazona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tana, sakana (mitovy amin'ny Hazona). * t.i.f• : Tangazonina, atangazona, voatangazona / manatangazona, fanatangazona, mpanatangazona 1 anatangazonana, fanatangazonana / mitangazona, fitangazona / itangazonana, fitangazonana / mahatangazona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel