Dikan'ny teny : tango

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanapahana amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na laingon'ny anana; fanapahana ny tongotra sy ny elatry ny valala. * t.i.f. : Tangosana, atango, voatango / mitango, fitango, mpitango / itangosana, fitangosana / mahatango / tango-tango. - F.-p.: Tango iena: fomba fahandro valala izay tapahina ny tongony sy ny elany alohan'ny hampangotrahana azy. Ahitsio
2 a.: Tahon-tsotro andraisana azy; zarana, taho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel