Dikan'ny teny : tangoloaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Loaka mangotana ao anaty tany, na ao amin'ny rindrina, na amin' ny fefiloha atao handehanan'ny rano. J Tangoloahana, atangoloaka, voatangoloaka / manatangoloaka, fanatangoloaka, mpanatangoloaka / anatangoloahana, fanatangoloahana / mahatangoloaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel