Dikan'ny teny : tangosana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tango) mt. ih. (tangosy): Tapahina amin'ny ta-nana na amin'ny antsy ny ravina na laingon'ny anana: Notangosan'Isambilo daholo ny anamamy tao an-tanirnboly. ? Tapahina ny tongotra sy ny elatry ny valala: Tangosy ireto valala ireto, rankizy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel