Dikan'ny teny : tangozana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tahony kely mihazona ny voankazo. Ahitsio
2 a.: Mitovy amin' ny Tangazona. Ahitsio
3 p. t. : Osa, malemilemy tsy afa-mandeha. ΒΆ M.h.: Mihozangozana, mitsingozangozana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel