Dikan'ny teny : tangy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vola omen'ny lehilahy ny vehivavy mba hanekeny hiray aminy. ? h, i.: Ka-rama. - t.i.f.: Tangina, atangy, voatangy 1 manangy, fanangy, mpanangy / anangiana, fanangiana / mitangy, fitangy / mpitangy / mahatangy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel