Dikan'ny teny : tanika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fampangotrahana, fandrahoana, fampiempoana, fampandevonan-ko etona, fanenjehana sy fizohina tsy an-kijanona: Ataouy maty tanika ny laoka fa mafy. - t.i.f. : Tanehina, atanika, voatanika 1 mitanika, fitanika, mpitanika / itanehana, fitanehana / mahatanika. - F.-p.: Tanik'andro: hainandro. / Tanik'orana: andro migaingaina toa manempotra manambara orana ho avy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel