Dikan'ny teny : tanila

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra afaka ny ilany na lafiny iray, nakana ilany na lafiny iray. - t.i.f. : Tanilaina, atanila, voatanila / mitanila, fanatanila / anatanilana, fanatanilana / mitanila, fitanila, mpitanila / itanilana, fitanilana / m ahatanila. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel