Dikan'ny teny : tanisa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Kilalao enti-manisa ka toy izao no fanao izany: atsipy ambony ny vatokely, dia tantazana am?m-pahakingana tsy avala ho latsaka ary dia atsipy haingana indray, ary dia toy izany hatrany hatrany. - t.i.f•: Tanisaina, voatanisa / mitanisa, fitanisa, mpitanisa / itanisana, fitanisana / mahatanisa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel