Dikan'ny teny : tanjaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Herim-batana: Nihena ny tanjak'io touolahy io hatramin'ny nahapotrahany. ? h.i.: Izay entinamanamafy zavatra: Tsy mba nanifisany akory ny volotsangana natao tanjany, fa nokapakapaina dia narafitra. (Fofombadiko, E.D. And.) Ahitsio
2 ft.: Fisehoan'ny vatana tsy misy manarona azy, boridana; hanja; hanjaka. - t.i.f.: Mitanjaka, fitanjaka, mpitanjaka / itanjahana, fitanjahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel