Dikan'ny teny : tanjona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano; vody tanety mandroso ao anaty rano mora itodian'ny lakana. ? h.o.: Zava-kendrena, faritra kendrena ho tratra: Ny fitouian-jo tanteraka no tanjona hotratrarin'ny fitondrana entim-bahoaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel