Dikan'ny teny : tankosina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tankosona p.t.: Maloto, mihosina anaty vovoka na anaty fotaka. * t.i.f.: Tankosenana, atankosina, voatankosina, tafatankosina / mitankosina, fitankosina, mpitankosina / itankosenana, fitankosenana / mahatankosina / tankosinkosina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel