Dikan'ny teny : tanky

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. tank.) a.: Fiarakodia fenti-miady; vy ny tenany manontolo ary tsy mba kodiarana no andehanany fa vy mihodina manaraka ny lavany tahaka ny olimpanjehy ka io no ahafahany mandeha amin'izay tiana handehanany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel