Dikan'ny teny : taolana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra mafy mampijoro ny tenan'ny olombelona sy ny biby rehetra misy hazondamosina: Taolana dorana no anaouana ny ranomena. 4 Voany mafy hita ao anatin'ny voankazo sasantsasany, toy ny paiso, manga: Taola-manga. - t.i.f.: Taolanina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel