Dikan'ny teny : taomina

Hampiditra dikany vaovao
1 (taona) mt. ih. (taomy): Tateri.na, entina hafindra toerana: Taomy ireto vato ireto. • Tarihina hanaraka na hanao toy ny tena: Notaominy hikarenjy aho fa tsy nety. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel