Dikan'ny teny : taoriana

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Ny teny hoe "aoriana" ialohan'ny mariky ny lasa "t" ka ampiasaina hilazana fotoana: Tonga taorian'ny zandriny izy. (Marihina fa samy hafa amin'ny "tao aoriana" io, izay misy ny teny "aoriana" ihany fa ialohan'ny "tao" milaza toerana, ka ampiasaina kosa hilazana toerana: Nipetraka tao aorian'i dada aho). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel