Dikan'ny teny : taozavatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanamboarana ny zavatra vita-Nanahary ho zavatra azon'ny olombelona hanina na ampiasaina amin' izay mahasoa azy: Ny taozavatra no ananana izay mahasoa: sakafo, fitafiana, trano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel