Dikan'ny teny : tapahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tapaka) mt. ih. (tapaho): Zaraina tarangana roa: Tapahina ny tady. • A-janona, ampiatoina: Aza tapahinao ny teniko, • Araikitra, anaovana didy: Vao notapahina fa hianatra indray amin'ny Alakamisy izao. • Tsy avala handeha: Notapahin'ny sasany ny rano. • Vitaina, faranana: Notapahina haingana ny asa fa samy maika hody. / Tapa-ho haingana ny hevitrao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel