Dikan'ny teny : tapaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza zavatra voadidin-java-maranitra ka tarangana mizara roa misaraka er?: Tapaka ny tehiko. • Enti-milaza teny na rasa-ka voatery haato noho ny fisalovanan'ny hafa na fitrangan-javatra tsy nampoizina: Aza fada, fa tapaka ny resatsika noho ilay kotrobaratra tao. • Nanaovana didy hentitra: Tapaky ny manam-pahefana fa tsy hankalazaina ho fetim-pirenena intsony ny 14 Oktobra. • Miato, mijanona: Tsy tapa-ka ny orana nandritra ny hefarana. i t. f f.: Tapahina, voatapaka, tinapaka 1 manapaka, fanapaka, mpanapaka 1 anapahana, fanapahana 1 mitapaka, fitapaka 1 mifanapaka 1 mahatapaka 1 tapatapaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel