Dikan'ny teny : taperina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tapitra) mt. ih, (tapero): Vitaina, faranana: Tapero izato resakareo fa efa alina ny andro. • Lanina: Notaperin'ny saka lahy ny ronono. • (Vola) Aloa daholo tsy asiana sisa mijanona: Hotaperiko amin'ny herinandro ambony ny uolanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel