Dikan'ny teny : tapitra

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Vita tanteraka, tomombana: Misaotra fa tapitra ny asa nataonao. *Tay misy mijanona na kely aza, lany, foana: Tapitra ny vara tao an-tsompitra. • Vita, izay no izy: Tapitra ny tan-tara. • (vola) Voaloa daholo, tsy misy sisa mijanona: Tsarouy tsara fa tapitra izay ny volanao a! - t.i.f.: Taperinal manapitra, fanapitra, mpanapitra I anaperana, fanaperana / mahatapitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel