Dikan'ny teny : tapotsiny

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsiranorano madity fotsifotsy ao amin'atody, izay manodidina sy mambomba ny tamenany. (Ny tamenany no tonga voronkely fa ny tapotsiny kosa sakafo ivelomany), • Ny fotsifotsy ao amin'ny maso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel