Dikan'ny teny : tara

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. tar) a.: Zavatra mainty madity azo avy amin' ny fisitlliana arintany, fantatra indrindra amin'ny anarana hoe godorao. Ahitsio
2 (fr. tard, en retard) p.t.: Diso fidirana, tsy tonga amin'ny fotoana fidirana: Sazin'ny mpampianatra izay mpianatra tara. • Tratra aoriana: Tara be ny zanakao raha 15 taona izy nefa mbola uao T5 ihany. Ahitsio
3 ny "tara" dia anarana hilazana ny "mpanjakan'ny rano" Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel