Dikan'ny teny : tarafina

Hampiditra dikany vaovao
1 (taratra) mt. ih. (tarafo): Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran'ny hazavana ka mamerina io hazavana io indray: Tarafin'ny masoandro ny rano ka ma-mono maso. • Ilazana zavatra iray jerena avy lavitra ka ny tanana atao eo ambony maso mova tsy ny mamory ny hazavana: Notarafiko no f(ieriko azy. ? Ilazana zavatra jerena avy ao am-badika lamba tantera-pahazavana: Notarafiko tamin'ny lambam-barauarankely ka nidoboka iray ihany ny ambavafoko nahita ireo olona an-jatony maro. • h.o.: Tsikilovina: Notarafin'ny fahaualo ny tanna. ¶ M.h.: Tilina, tsikilovina, zahana taratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel