Dikan'ny teny : taranjana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tangozan'ny ravina mampitohy azy amin' ny taho, sampantsampan'ny vody saonjo. • h,i: Saikiny entina manenjana ny lamba zairina na tsihy rarina. ? I-reo antokon-javatra isan-karazany ianarana: Ny marika no taranjam-pianarana tsy hainy indrindra. ~ Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel