Dikan'ny teny : tavoahangy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitoeran-drano vita amin'ny tamaboho, izay lavalava boribory ny bikany ary misy tendany na vozony teritery: Tauoahangim-panafody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel