Dikan'ny teny : tavolo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny ilazana karazan-javamaniry anaovana koba, na io koba io mihitsy koa. Maro no ampiasana ny tavolo: na hanina izy (ka fanampenana mahomby tsara raha mivalana), na anditiana taratasy, na anenjanana lamba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel