Dikan'ny teny : tazo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan'aretina manrpanetsetra sy miteraka fanaviana izay mampisondrotra ny hafanana ary mandreraka tsikelikely: Nandringana oiona izaitratra ny tazo fahiny teto Madagasikara. / "Injany man4ko ny kotrok'orana, — Mandreraka sady mandazolazo -- Tsapaina ny fo, ha mangorangorana — Mata-na kanefa tsy uoan'ny tazo" (S. BEM). ? h,a.: Aretim-panahy noho ny fahavoazana iray lehibe nihatra tamin'ny tena: Voan'ny tazomkarena Rmngahy iny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel